Mills: 1566 books

Book cover of Ireo Loza Ara-panahy
by Dag Heward-Mills
Language: Malagasy
Release Date: June 14, 2018

Mandeha eo anivon’ ny loza, fandrika ary fitaka maro ny Kristiana. Hanokatra ny masonao amin’ ireo loza voahevitra tsara miandry hamely, handratra sy hamotika antsika ity boky ity. Ampio ny tenanao, vonjeo ny tenanao ary afaho ny tenanao amin’ ny alalan’ ity boky mahery vaika mikasika ny Loza ara-panahy ity!
Book cover of Teneno ilay izy! Ambarao ilay izy!! Raiso ilay izy!!!
by Dag Heward-Mills
Language: Malagasy
Release Date: June 14, 2018

Ao anatin’ ity boky ity dia maneho ireo mpino ny fanalahidy lehibe indrindra handraisana fitahina ara-panahy, ara-batana, ara-bola, ary aram-pitaovana!
Book cover of Vakio Ny Baibolinao, Mivavaha Isan’andro... raha te hitombo ianao
by Dag Heward-Mills
Language: Malagasy
Release Date: June 8, 2018

Ny lohatenin' ity boky ity dia mahatonga anao mieritreritra avy hatrany ireo ankizy kely mihira amin' ny fifaliana… Mamaky ny Baibolinao isan'andro ve ianao? Mivavaka isan' andro ve ianao? Hanokatra ny masonao amin' ilay boky tsy manan-tsahala antsoina hoe Baiboly ity boky ity. Hanokatra anao ho...
Book cover of Famelan-Keloka Vita Mora
by Dag Heward-Mills
Language: Malagasy
Release Date: June 8, 2018

"Ary raha mitsangana mivavaka hianareo, ka misy olona anananareo alahelo, dia MAMELA NY HELONY, mba havelan' ny Rainareo Izay any an-danitra kosa ny helokareo.Fa RAHA HIANAREO TSY MAMELA HELOKA, NY RAINAREO IZAY ANY AN-DANITRA KOSA TSY HAMELA NY HELOKAREO. (Marka 11: 25-26). Mampangovitra anao...
Book cover of Inona no dikan’ny hoe tonga Mpiandry Ondry
by Dag Heward-Mills
Language: Malagasy
Release Date: June 15, 2018

Zavatra iray ihany no tonga ao an-tsainao rehefa maheno ny teny hoe “Mpiandry ondry” ianao – ondry! Ny ondry dia zava-manan’aina tsy mahaleo tena mila mpiandry. Ny mpiandry dia mpitari-dàlana mikarakara sy mitia ny ondry. Ao anaty baiboly Andriamanitra dia mahita antsika toy ny ondry eny...
Book cover of Fahafoizana, Fahoriana, Sakrifisy sy, Fahafatesana
by Dag Heward-Mills
Language: Malagasy
Release Date: July 28, 2016

Eo amban’ny fanerena te hampifaly sy hampatalanjona ny vahoaka amin’ ny vaovao tsara ireo pastera. Io tsindrin’ ny olona io no miteraka fanodikodinana ny tenin’ I Kristy mandrapahasarotra ny hamantararana ny hafatry ny hazofijaliana. Ankehitriny, miverina amin’ ny fahamarinana fototra amin’ny...
Book cover of Ny Jeneraly Tsara
by Dag Heward-Mills
Language: Malagasy
Release Date: June 9, 2018

Fantatrao ve fa ny fiainan'ny olona eto an-tany dia ady? Ao anaty ady isika na nisafidy ny ho ao anaty ady na tsia. Ny Baiboly no miteny fa ady ny fiainanao. Tsy maintsy miady ny ady tsara ianao ary mandresy ny ady. Ity boky vaovao momban' ny ady ity dia boky tsy maintsy vakian'ireo mpitarika rehetra.
Book cover of Ny Tsara Tarehy, Ny Bibidia, Ary Ny Pasitera
by Dag Heward-Mills
Language: Malagasy
Release Date: June 8, 2018

Eto ihany ny farany ilay boky natokana ho an'ireo pasitera sy vadina pasitera! Tsy mihatra aminao ity boky ity raha tsy pasitera ianao na vadina pasitera! Raha mahafeno ny fepetra amin' ireo afaka mamaky ity boky ity ianao, dia avelao Andriamanitra hitory aminao ao amin' ity boky mahatonga saina ity....
Book cover of Global & beta

Global & beta

E-Book Code Berlin. Anthologie

by Assaf Alassaf, Kathrin Passig, Christiane Frohmann
Language: German
Release Date: October 24, 2016

In Berlin hat sich in den vergangenen Jahren eine erstaunliche Anzahl von Vertretern des digitalen Publizierens angesiedelt. Ihre gemeinsame Sprache ist ein Code, der E-Book-Code, der weltweit verständlich und global in Benutzung ist. Im Rahmen des Stadtsprachen-Festivals im November 2016 in Berlin,...
Book cover of The Widow's Thorn
by Jonathan Mills
Language: English
Release Date: February 3, 2018

Nearly a year has passed since Esther Lanark fought the Witch of Glenaster, but she is still not safe. As the ward of Lord Fyra, the empire's most powerful man, she has a comfortable life, but is effectively a prisoner, homesick and grieving for those she has lost, until one day an old friend...
Book cover of Manual De Memorare A Bibliei
by Dag Heward-Mills
Language: Romanian
Release Date: April 18, 2018

În această carte unică veți găsi versete biblice cheie pe care ar trebui să le memorați. Isus a memorat versete scripturistice - așa trebuie să facem și noi! Să ne obişnuim să memorăm versetele biblice și să dezvoltăm un caracter bun și îmbunătățit. Suntem urmași ai lui Hristos!
Book cover of Eliberarea iertării
by Dag Heward-Mills
Language: Romanian
Release Date: April 16, 2018

Şi, când staţi în picioare de vă rugaţi, să iertaţi orice aveţi împotriva cuiva, pentru ca şi Tatăl vostru care este în ceruri să vă ierte greşelile voastre. Dar, dacă nu iertaţi, nici Tatăl vostru care este în ceruri nu vă va ierta greşelile voastre." Aceste două versete...
Book cover of Cele Zece Greşeli Ale Pastorilor
by Dag Heward-Mills
Language: Romanian
Release Date: April 16, 2018

Biblia ne spune că noi toți facem multe greșeli - pastorii nu sunt scutiți de asta. Greșelile au tendința de a vă face să mergeți înapoi în loc să vă duceți înainte. O greșeală vă poate împiedica să avansați. Ce posibile greșeli ar putea face un pastor? Care ar putea fi primele...
Book cover of Cum Poţi Deveni Un Creştin Puternic
by Dag Heward-Mills
Language: Romanian
Release Date: April 16, 2018

După ce l-ai primit pe Isus Hristos ca Domn și Mântuitor, sunteți mântuiți! Ești un creștin nou născut și numele tău este scris în Cartea Vieții. Întrebarea este: „Care este pasul următor?” A deveni creștin este un pas bun, dar este doar începutul. Ar trebui să deveniți un creștin...
First 61 62 63 64 65 66 6768 69 70 71 72 73 Last
We use our own "cookies" and third party cookies to improve services and to see statistical information. By using this website, you agree to our Privacy Policy