Mills: 1566 books

Book cover of Ahoana no ahafahanao manana fotoana mangina mahomby isan'andro
by Dag Heward-Mills
Language: Malagasy
Release Date: June 15, 2018

Mamboraka ny iray amin’ ireo tsiambaratelony i Dr. Dag Heward-Mills, ilay mpitarika Kristiana tena miavaka. “Raha misy manontany ahy ny amin’ ny tsiambaratelo lehibe indrindra amin’ ny fifandraisako amin’ Andriamanitra, dia tsy ampisalasalana no hilazako fa ny herin’ ny fotoana mangina...
Book cover of Zavatra Lehibe Ny Manompo An'andriamanitra
by Dag Heward-Mills
Language: Malagasy
Release Date: June 7, 2018

Mety efa nahare ianao fa zavatra lehibe ny manompo ny Tompo; fa mety tsy noheverinao mazava tsara ny hoe lehibe toy ny ahoana ny manompo ny Tompo Andriamanintsika. Ao anatin' ity boky miavaka nosoratan'i Dag Heward-Mills ity no hahatakaranao hoe iza no mpanompon' Andriamanitra ary ahoana no ahafahanao...
Book cover of Fahaiza-manao Amin’ny Asa Fanompoana
by Dag Heward-Mills
Language: Malagasy
Release Date: June 14, 2018

Ny hoe mampandroso fahaizana dia mampandroso fahaiza-manao na paik’ ady. Ny Baiboly dia milaza fa ny fiarovana dia ho an’ ny olon hendry. Ny asa ao amin’ ny asa fanompoana dia mitaky fahaiza-manao goavana. Tena loharano ilaina tanteraka ity boky “Fahaizana Manao Ministera” ity ho an’ireo...
Book cover of Amafiso amin’ ny Fahagagana sy Fampisehoana ny Herin’ny Fanahy Masina ny Ministeranao
by Dag Heward-Mills
Language: Malagasy
Release Date: June 12, 2018

Misy ve ny ankoatry ny voajanahary ankehitriny ?Afaka manao fandidina any amin’ ny ankoatry ny voajanahary ve aho?Raha mbola manasitrana ny olona Andriamanitra, Maninon’ Izy no tsy manasitrana ny olona rehetra?Ahoana no ahafahako mandray ny hosotry ny fanasitranana?Fantaro ny valin’ireo sy ny...
Book cover of Ireo Izay Miavonavona
by Dag Heward-Mills
Language: Malagasy
Release Date: June 8, 2018

Ny avonavona dia poizina mahafaty izay nahavoa ny olombelona mandritry ny taona maromaro. Satria tsy mety hita, dia avonavona dia mahavita miteraka fahavoazana lehibe. Ahoana no ahafahantsika miady amin' ireo loza eo amin' ny fiainantsika? Amin' ny vaksinin' ny fanetren-tena! Ny Fanetren-tena dia...
Book cover of Sambory ny Hosotra
by Dag Heward-Mills
Language: Malagasy
Release Date: June 12, 2018

Ny hosotra no fanalahidy lehibe indrindra ilaina hoentina manokatra ny varavarana mankany amin’ ny asa fanompoana mahomby sy miroborobo. Betsaka ny olona niezaka nanao ny asan’ Andriamanitra tsy tamin-kitim-po ,ary tsy lasa lavitra satria tsy tonga saina ny amin’ ny hoe “Tsy amin-kery na amim-pahatanjahana,fa...
Book cover of Fa Izay Manana No Homena; Ary Ny Amin’izay Tsy Manana, Na Dia Izay Ananany Aza Dia Halaina Aminy
by Dag Heward-Mills
Language: Malagasy
Release Date: June 12, 2018

Manambara ny fitsipika mahataitra izay mamehy ny fanambinana sy ny harena I Jesosy Kristy. Hanana mihoatra ireo izay manana! Toa tsy rariny izy izany! Anefa, izany ny zava-misy miseho eo anoloantsika isan’ andro. Miezaka manazava an’ io Soratra masina vitsy mpahatakatra io ity boky ity. Handray...
Book cover of Laikos: Ny Olona Laika sy ny Asa Fanompoana
by Dag Heward-Mills
Language: Malagasy
Release Date: June 13, 2018

Ny dikan’ilay teny Grika hoe LAIKOS dia “Tsy fananana fahiza-manao”. Nampianatra antsika hatrany hatrany ny tantara fa zavatra lehibe maro no vitan’ ireo olona “tsy manana fahaiza-manao”. Mianara, amin’ ny alalan’ ity boky miavaka nosoratan’ I Dag Heward –Mills ity, ny zava-miseho...
Book cover of Ny Hafa…
by Dag Heward-Mills
Language: Malagasy
Release Date: June 8, 2018

Mananatra antsika ny Baiboly hoe: "Aza samy mihevitra ny azy ihany, fa samy ny an' ny namany koa." (Filipiana 2:4). Ao amin'ity boky ara-potoana ity, i Dag Heward-Mills dia mametraka fanamby aminao handehananao mihoatra ny fieritreretanao ny momban'ny tenanao ka hieritreretanao ny hafa ihany...
Book cover of Cum să ne rugăm
by Dag Heward-Mills
Language: Romanian
Release Date: April 16, 2018

Cum ar trebui să mă rog? De ce să mă rog? De ce este atât de misterioasă rugăciunea? Cum mă pot ruga mult timp? Nu știe Dumnezeu de ce am nevoie deja? Ce se va întâmpla dacă nu mă rog? Rugăciunile mele vor fi ascultate cu adevărat? Descoperiți răspunsurile la aceste întrebări pe măsură ce citiţi această carte practică și utilă scrisă de Dag Heward-Mills.
Book cover of Transformă-ți Lucrarea Pastorală
by Dag Heward-Mills
Language: Romanian
Release Date: April 14, 2018

Aceasta este într-adevăr o carte binevenită. Episcopul Dag Heward-Mills, pastor el însuși, explică de ce și cum este posibil ca lucrarea pastorală să fie eficientă.
Book cover of Celui Care Are, Aceluia I Se Va Da: Şi Celui Care Nu Are, Aceluia I Se Va Lua Chiar Şi Puţinul Pe Care Îl Are  
by Dag Heward-Mills
Language: Romanian
Release Date: April 16, 2018

Isus Hristos dezvăluie principiul șocant care guvernează prosperitatea și bogăția. Cel ce are, va avea mai mult! Cât de nedrept sună! Și totuși, aceasta este realitatea care se joacă în fața noastră în fiecare zi. Această carte încearcă să explice această puțin înțeleasă Scriptură....
Book cover of Laikos (Laicii & Ministerul)
by Dag Heward-Mills
Language: Romanian
Release Date: April 15, 2018

Cuvântul grecesc LAIKOS înseamnă „fără abilități”. Istoria ne-a învățat de nenumărate ori că lucruri mărețe au fost realizate prin persoane care „nu aveau abilități”. Învățați, prin această carte remarcabilă a lui Dag Heward-Mills, ce se întâmplă acolo unde în biserică...
Book cover of Ce înseamnă Să Devii Păstor
by Dag Heward-Mills
Language: Romanian
Release Date: April 15, 2018

Un singur lucru îți vine în minte când auzi cuvântul „Păstor” - oaie! Oile sunt creaturi dependente care au nevoie de păstori. Un cioban este un îndrumător iubitor pentru oi. În Biblie, Dumnezeu se referă la noi ca la oile din pășunea lui Dumnezeu. Isus i-a spus de asemenea apostolului...
First 20 21 22 23 24 25 2627 28 29 30 31 32 Last
We use our own "cookies" and third party cookies to improve services and to see statistical information. By using this website, you agree to our Privacy Policy